mpamaliha
Bana Rahalahy



Maro biby sarobidy
ao Gasikara ao
Zava-maniry tsy fahita firy
ao Gasikara ao
Madagascar sur ta terre
des animaux rares
Madagascar sur ta terre
des plantes rares
Pour combien de temps encore?

FihavananaFIHAVANANA eran-tany no hiraintsika androany Fihavanana
"Le Fihavanana à l'échelle planétaire pour un monde apaisé"

ho an'i Irina

Voninkazo/langue maternelle

Voninkazo

R aha sendra any am-pita mandehandeha
Ka misy mahafantatra fa hoe Malagasy ianao
Dia misy manontany indraindray
Mba iteneno teny gasy hoe izahay?
Ny lazaiko azy
Tsy mba teny ratsy
Fa teny tsotra hoe :
«Voninkazo tsy malazo
Ny teny gasy namako ô
Voninkazo tsy malazo
Ny teny gasy !
»

B.R. 1999

Noantsain'i Lalatiana sy Andamioly

Tononkalo
Poèmes
Poems

Tantara
Histoires
Stories

«La langue malgache est une fleur
qui ne se fanera jamais dans mon coeur ... »


ny tena gasy

Gasigasy ô ny ao am-po
Gasigasy ô ny ao an-doha
Gasy Gasy avokoa
Na matory na mifoha


Merci aux ancêtres
De nous avoir légué
Une langue maternelle