mpamaliha
Bana Rahalahy



Maro biby sarobidy
ao Gasikara ao
Zava-maniry tsy fahita firy
ao Gasikara ao
Madagascar sur ta terre
des animaux rares
Madagascar sur ta terre
des plantes rares
Pour combien de temps encore?

FihavananaFIHAVANANA eran-tany no hiraintsika androany Fihavanana
"Le Fihavanana à l'échelle planétaire pour un monde apaisé"

Ny tena gasy ny teny gasy ny tany Gasikara

« Ny tena gasy ny teny gasy
   ny tany Gasikara
   dia ho faty sa ho tsara? »

Ny tena gasy ny teny gasy dia ho faty
Ny tany Gasikara dia ho lo sy hamarara
Raha sanatria tsy tsara vatsy
Ireo zanaka amam-para
Raha tsy lalim-paka anatiny
Ireo fomba izay fandala :
Fihavanana fifanomezan-tanana ary koa fifanajana
Adidin'iza ny mampita ny maha-malagasy antsika?

Bana Rahalahy

Tononkalo
Poèmes
Poems

Tantara
Histoires
Stories


ny tena gasy

Gasigasy ô ny ao am-po
Gasigasy ô ny ao an-doha
Gasy Gasy avokoa
Na matory na mifoha


Merci aux ancêtres
De nous avoir légué
Une langue maternelle